4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tontolon'ny ankizy - Mireille

Raha ny tontolonay

Izao tontolo izao

Fa anay ankizy izany

Hafa fa tsy toy izao



1. Mba renao ve izany hira

    Mba henonao ve izany antso izany

    Ny tanany mifandray, ny fo mitempo ho iray

    Izay no hirany, ka ventesiny

    

2. Ny lolom-po dia tsy mba ananany

    Ny famonoana tsy mba fantany

    Ny fahatsoram-pony, ny ady tsy hisy intsony

    Izay no anaovany ny tontolony



Raha ny tontolonay

Izao tontolo izao

Dia mino izahay

Fa ho sambatra ianao

Partager tontolon'ny ankizy

Commenter tontolon'ny ankizy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mireille