4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fa ny hirako - Rija ramanantoanina

Ra tsapanao fa niova ilay fitia
Ny hirako henoina
Ra toa ianao manahy ny ho lanjany
Ny tonony fakahinao
Ireo tebiteby niainako hatrizay
mikiky ny androm-piainako
Ho fantatrao ra toa ianao injay
Mikalo izay voasoratro
Izao 'lay menamenatra am-pitia
Indramiko ny hira
andoatra lalindalina kokoa
izay mety ho fanirin'ny fo
kaloy ireo hirahirako mangina
hilaza ny ato anatiko
hamoka marimarina tokoa
ny aty fo fanahiko

ny hirako henoy
ho fantatrao ny amiko
ny hirako kalohy
hilaoka ny ao anatiny
ny hirako sotroy
fa tsiky no ambarany
ny hirako hanohy
ny kely efa voalazako

misy aza anjaran'ny fitia
tsy ary ho voatanisako
miteraka balika ao anaty
draindray tsy voasarako
ny hira no indramiko hamoka
reo tsiky voatananako
ka indro ny hirahirako hirao
hizara ny hasambarako


ny hirako henoy.....ny kely efa voalazako



Partager fa ny hirako

Commenter fa ny hirako

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Rija ramanantoanina

Suite