4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Sahondra,ginette - Sareraka

1-SAHONDRA e , GINETTE o

SAHOLY e ,ZANETY o   ( 2 fois)

isan’andro izao ianareo dia mamonjy lamesa

dia matetika ianareo dia manampy dorkasy zanaka masina maria

dia impiry moanareo no milanja  baiboly,fihiràna

dia matetika ianareo mianatra  katesizy ,katekomena

Izaho izany manontany toy ny manontany rehetra

miakatra any a!



miakatra any miakatra any an-danitra any dia mba  misy o....



mba misy tanty reraka ve ny any a

mba misy remorkazy tokoa ve any

mba misy didy antsy ve ny any

mba misy tia tinifiny azy ve ny any

mba misy jono-botry ve ny any

mba misy hala-bato risoriso

mba misy piston na tsolotra

miakatra any an-danitra any ve

mba misy kidaon-drano  o ooo ....





2- SAHONDRA e, GINETTE o

   SAHOLY e ,ZANETY o

Isan’andro izao izay dia miantoka fiaram-bazàha

dia  impiry moa dia mikatroka  batilazy

dia matetika koa dia misangy mpivarotra billentsinemà

eny @ tsakim-palasy JEAN baptiste  eny AMBATONDRAZAKA

Izaho izany manontany toy ny manontany rehetra

miakatra any a



miakatra  any an-danitra any dia mba misy o....



mba misy tanty reraka ve ny any o

mbà misy jono botry ve ny any

mbà misy didy antsy sy tinifiny ve any

mba misy piston na tsolotra

mba misy hala-bato risoriso ve ny any o

mbà misy detournement azo atao koa ve any

mbà misy jono-botry ve ny any

mbà misy kidaon-drano  o o  oo...



3- SAHONDRA e ,Ginette o

SAHOLY e , ZANETY o

Ny eveka sy ny kardinaly ve azo antoka fa ho  tonga any

masera sy ry pasitera ve azo antoka fa ho tonga any

dia ahoana ny aminay tsy mahalàla ny alahady fitsaharana

dia ahoana ny aminay  nyaminay dia ny aminay



izaho izany manontany toy ny manontany rehetra

miakatra any a



miakatra any miakatra any  andanitra any dia  mba misy o...



Masindahy Piera ve azo mba atao barman  o

Masindahy Paoly ve mba afaka mi-livre koa

ary ra madeleine ve afaka mizarazara e

afaka mampirevy ve ny olo-masina any e

sa mitazona voninkazo no ataoko any e

mbola mba misy revy manja ve ny any  o

ampianaro ary lazaoizay marina momba izany



Dia ho aiza i  kala  sahondra o

dia ho aiza ikala zanety o



Miakatra any miakatra any an-danitra any dia  mba misy o...














Partager sahondra,ginette

Commenter sahondra,ginette

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Sareraka