4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mbola hafa - TOVO J'HAY

Raha tantaraina izay ela izay

Ny hatanorana nodiavinay

Natao daholo izao rehetra izao

Hanadinoana ny fisianao

Olon-kafa fa tsy ianao

Io no naka an-kery anao

Tsy hasolo anao

Mbola hafa ianao

Tsy afaka an-doha

Mafatifaty

Mambabo fo

Mbola hafa ianao

Izaho tsy adala

Fa sady tiako no tia ahy koa



Hatreo angamba

Hatreo tokoa

Ireo adalana izay teo aloha

Na efa maro izay vita izay

Ka atsaharo sao fay

Ianao ihany

Ianao irery

Tsy misy hafa

Hafa an-koatra anao

Fa ianao dia ianao

Mbola hafa ianao

Tsy afaka an-doha

Mafatifaty

Mambabo fo

Mbola hafa ianao

Izaho tsy adala

Fa sady tiako no tia ahy koa

Partager mbola hafa

Commenter mbola hafa

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe TOVO J'HAY

Suite