4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Dia ho sahinao ve(2) - Ny Voanio

Dia ho sahinao ve ?

ny hanosika ahy

dia ho sahinao ve ?

ny handefona ahy

dia ho sahinao ve ?

ny hamono

ity foko hababonao

tanteraka

tanteraka

(BIS)



Aiza re ?

no hahitako

fo iray

mitempo amiko

fo mijaly,

mankahala ny omaly

fa fitia ,

vaovao,

no  entiko hatramin’izao !



Nahoana re?

no ampijaliana

Ity foko,

Manirery,

mba lazao re!

raha toa tsy tiana

ity foko hababonao

tanteraka

tanteraka



Aiza re

no hahitako

fo iray

mitempo amiko

fo mijaly,

mankahala ny omaly

fa fitia

vaovao

no ho entiko hatramin’izao !

(BIS)



Nahoana re?

no ampijaliana

Ity foko,

Manirery,

mba lazao re!

raha toa tsy tiana

ity foko hababonao,

tanteraka ,  tanteraka,   tanteraka

Partager dia ho sahinao ve(2)

Commenter dia ho sahinao ve(2)

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ny Voanio