4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Dia izay sisa - Tovo j'hay

Efa teo izy hatrin’ny omaly
Nitady anao, nijery anao
Nipitrapitra toa tomany
Nanjary tsy dia be lazao
Efa am-bolana tsisy taratasy
Efa trotraka nangasihasy

Izay hira izay
No mba fihainony isan-kariva
‘Zay sisa
Ilay sary iray
No mba fijeriny rehefa madiva
‘Zay sisa
Oh! Oh! Oh!

Ireo hatsiaka mamanala
Ilainy aminao mba hanafana
Ny alahelo tsy mety ho tana
Izy hono any mila ho adala
Efa amam-bolana izy tsy mba niantso
Milaza ho avy nefa: andraso andraso !


Atolotra am-pitiavana ny MPANKAFY
24/12/02

Partager dia izay sisa

Commenter dia izay sisa

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tovo j'hay

Suite