4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Dila ny lera - Tovo j'hay

Niandry irery foana teo toa manirery
Niandry ny namany
Niaretany avokoa ireo orana nifafy
Nanakotra ny tenany
Nangingina tsy nahateny nahatsiaro
nangatsiaka ny vatany
Nierikerika nanantena sao hoe mbola tazany
Ny hatsiaka no mamirifiry azo taminy
Ny orana zay nikija tsy zakany
Nihafiny noho ny aminy

      Tsy nahita fa nody fotsiny izy
      Nandeha tsy nahaloa-peo
      Nangingina toa tsy nahateny
      Niandry fotsiny teo

efa dila ny lera (10)

Partager dila ny lera

Commenter dila ny lera

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tovo j'hay

Suite