4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ny finoako / aza ilaozanao - Fitia

Raha tsy hita izay aleha



Raha matahotra ny maizina



Na maraina na hariva



Maka saina na mievitra







Hoe tsy misy ny mpitia



Fa ny mamelo ny aina



Fitia tsy misy fetra



Ho an\\’ireo rehetra rehetra







Miezaka hatrany



Manao izay mety



Tsy mandainga izy izany



Fa mamitrana ny fo







Tsy mifidy olona izy



Hataony izay mahasoa



Mandroso foana foana



Satria



(Pont)

Mitety izao tontolo (izao)



Miaina am-ponao ao X2





(Fiverenana)

Aza ilaozanao



Izay mino anao



Ianao ihany no ilaiko



Fitiavana no inoako







Izay ilay hafatra



Hapetrako aminao



Aza ilaozanao



Izay mino anao



Ianao no ilaiko



Ianao no inoako



K\\’aza manadino anahy

Partager ny finoako / aza ilaozanao

Commenter ny finoako / aza ilaozanao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Fitia

Suite