4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Lafatra - Tovo j'hay

Injany feon aponga
Manako avy lavitra any
Feon'ankizy milalao
Toa reko manantona ahy

Miantsoantso hoe
Avia hilalao
Hanao farimbolana miodikodina
Amin ny andro diavolana

Kaky be izay toa sondriana
Taitra avy eo nanatona azy ireo
N'iza n'iza ankizy madiha dia mihira
Nanandrana napaka-peo

Diboka hafaliana ny fo
Hadino avokoa ireo izay rehetra tsy nahasoa
Revo nilalao,tehaka no atao
Toa lafatra ery izato ianao

Partager lafatra

Commenter lafatra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tovo j'hay

Suite