4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Aleloia - Mahaleo

Aleloia aleloia aleloia ô
Aleloia aleloia aleloia ô
Aleloia aleloia aleloia ô
Aleloia.

Raha falifaly ianao,
Raha malahelo ianao,
Miaraha aminay,
MikambAna aminay,
Ka hiaraka hihira hoe :

Aleloia aleloia aleloia ô
Aleloia aleloia aleloia ô
Aleloia aleloia aleloia ô
Aleloia.

Raha falifaly ianao,
Raha malahelo ianao,
Aza mitanondrika,
Raiso ny gitara,
Ka hiaraka hihihira hoe :

Aleloia aleloia aleloia ô
Aleloia aleloia aleloia ô
Aleloia aleloia aleloia ô
Aleloia.

Partager aleloia

Commenter aleloia

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mahaleo

Suite