4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Aomby - Mahaleo

Izy e! kilalao ankinafina an-tampon-tanety
Hiaraka aminay izahay nitsaotsaoka
Bibilava any anaty fataka tsy azonareo fa izahay mahay manafody manampina mason' ny zana-bahoaka
Entinay ny zanak'ombinareo a! (3)
Aman-jato sy arivo entinay any amin’ny Vazaha be manam-bola

Rehefa mahazo vola izahay dia handeha hangata-bady any avara-tanana fa ny ampela any dia tia manam-bola
Rehefa mahazo vola izahay dia handeha hividy tapany maintso
Any amin’ny fivarotana disque congo masombika e!

Nisy miaramila nilanja basy
Basy navoakan'ny fanjakana
Nanenjika anay teny antampon-tanety a!
Notifiriny ireo namanay a! (3)
Ka maty tamin'izany RABEKOBAY a! (2)

Partager aomby

Commenter aomby

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mahaleo

Suite