4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Bon voyage - Mahaleo

Bon Voyage
Raha mba niainga e!!
Raha mba niainga tany aminay izahay e!!

Dia voatso-drano e!
Voatso-drany ny Ray aman-dReny izahay

a! ka maleova a! }x2
Maleova sy malasana ianareo }x2

a! ka jereo tsara e!        }x2
Jereo tsara ny làlana alehanareo e! }x2

a! ka misy ireo namana a! }x2
Misy ireo namana ody ho namanareo e! }2

a! ka tsitsio tsara e! }x2
Tsitsio tsara ny vatsy izay hoentinareo e! }x2
      
a! ka misy ireo fitaka        }x2
Misy ireo fitaka efa miandry anareo }x2

      A! ka Bon voyage e! }x2
Bon Voyage sy bon courage ianareo e ! }x2

A ! ka E! A! O!        }x2
E! A! E! A! E! A! E! A! O! }x2

Partager bon voyage

Commenter bon voyage

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mahaleo

Suite