4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mamy ny mody - Mahaleo

Mamy ny mody

Mamy ny mody an-tany niaviana
Eny ry lahy , eny lerony e mamy ny mody
Hahita olon-tiana eny ry lahy eny lerony e!

Hamonjy adala nandao ny vala
mahita fidiana satria toa varim-bariana

Fa mamy ny mody an-tany niaviana
Eny ry lahy , eny lerony e mamy ny mody
Hahita olon-tiana eny ry lahy eny lerony e!

Fa lalitr’adala tena trano omby   bala
Voafingana vao variana , ny làlana miziriana ô

Fa mamy ny mody an-tany niaviana
Eny ry lahy , eny lerony e mamy ny mody
Hahita olon-tiana eny ry lahy eny lerony e!

Fa tantsaha nanao fanim-bary
Tsy naharaka fiainam-bazaha
Ka nandraky nandraky narary e

Fa mamy ny mody an-tany niaviana
Eny ry lahy , eny lerony e mamy ny mody
Hahita olon-tiana eny ry lahy eny lerony e!

Partager mamy ny mody

Commenter mamy ny mody

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mahaleo

Suite