4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mba misotrosotro - Mahaleo

sao dia ataon'la hoe manadino lesy aho a ( in-2)
tsia lesy a tsia lesy a , tsy maintsy mody iany lesy aho a
sao dia ataon'la hoe mirediredy lesy aho a (in -2)
tsia lesy a (in-2) mbola tsy bedy lesy aho a

refrain :

ny fiainana hono lesy tsy vita mora
raha vao solafaka eo ela be ny mpanakora
fa ny mora kivy io tsy atao
fa ao ambadika ao ny anjaranao

sao dia ataon'la hoe mamo lava lesy aho ( mamo lava lesy elà ) (in -2)
tsia lesy a tsia lesy a mba misotrosotro lesy aho a
sao dia ataon'la hoe katry lava lesy aho a ( in-2)
tsia lesy a tsy lesy a fa malahelo lesy aho a

refrain

Partager mba misotrosotro

Commenter mba misotrosotro

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mahaleo

Suite