4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mifanazava - Mahaleo

Mifanazava

Tsy izaho, no naka
Ny vadinao, sanatria
Fa izy anie, no efa tia

Rehefa tia, tsy maintsy saro-piaro
Izany lery, no mba fantaro
Akamako iny anie, izaho tsy maintsy miaro

Ialahy koa toa mba be kabary
Nefa anie dia samy tary
K'aza atao mankararirary

Avelaho aho e! handeha hamika
Fa isika roa lahy efa mifanalika
Raha vehivavy anie,izahay mahita

Samy tsara faràno ny tantara
O ry akamako o! tsofy ihany ny farara...

Partager mifanazava

Commenter mifanazava

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mahaleo

Suite