4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mpanao pôlitika - Mahaleo

Be ireo olona mahay
Mahay mialokaloka
Tsy mba lena ny orana
Fa malama toy ny aloka

Kapaina tsy hita fery
Tsy mba mety very
Mahay manafosafo
Sy mividy tena lafo

Ny fitaovana ampiasainy
Dia ny vola, vola io ihany
Ny misolelaka dia hainy
Fombany io hatrany hatrany

Izy anie ka mpanao pôlitika
Masiaka dia masika
Izy anie ka mahay milomano
Toy ny trondro anaty rano

Partager mpanao pôlitika

Commenter mpanao pôlitika

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mahaleo

Suite