4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Leo anao - Melky

oooooooooo
aaaaaaa
eh o .andana mandeha
eh o.fa leo anao za
eh o zaho tsy te hierika intsony
eh o fa nampijaly
eh o andana mandeha
eh o fa leo anao za
eh o zaho tsy te hierika intsony
eh o fa nampijaly
izaho efa nihezaka mafy
nanao zay hezaka itiavanao ahy
nanatanteraka izay hevitrao
nefa nohirinao tsy nisy izany
nanambitamby azy
nanome zay tiany
nefa tsy norarahiny
ny ampijaly ahy no fifaliany
nanambitamby azy
nanome zay tiany
nefa tsy norarahiny
ny ampijaly ahy no fifaliany
eh o.......fa nampijaly .

Partager leo anao

Commenter leo anao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Melky

Suite