4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Na ho ela - BETTY

Na ho ela na ho haingana

Dia tsy ho faty ao am-poko

Ilay tantaranao ry Tompo Malalako

Fa ianao no fiereko sy ekeko

Ary vatoloampin’ity fireneko

Ka ho fiderako anao

Dia hihira aho, hihira ho anao.



Na ho ela na ho haingana

Dia tsy ho faty ao am-poko

Ilay tantaranao ry Tompo Malalako

Fa ianao no fiereko sy ekeko

Ary vatoloampin’ity fireneko

Ka ho fiderako anao

Dia hihira aho, hihira ho anao.

Partager na ho ela

Commenter na ho ela

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe BETTY