4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Malala - Rija Ramanantoanina

Malala a Izaho tia anao

Izaho tsy handao na inon-kidona e

na inon-kihantra

izaho tsy hirona fa mbola hitraka

malala a mbola hijoro tsy mba hikoro

satria ny fitiavako anao re rahavako

mora  sy marina miakatra miarina

2x

Miakatra miarina ambony sy avo ka faly sy ravo

ny foko malala izaho tsy hiala fa hiaraka foana e

miakatra miarina ambony sy avo ka faly sy ravo

izaho tsy hiala ny foko mahalala fa hiaraka foana e



Malala a Izaho tia anao

Izaho tsy handao na inon-kidona

na inon-kihatra izaho tsy hirona fa mbola hitraka

malala a mbola hijoro tsy mba hikoro

satria ny fitiavako anao re rahavako

mora  sy marina miakatra miarina

2x

miakatra miarina ambony sy avo ka faly sy ravo

ny foko mahalala izaho tsy hiala fa hiaraka foana e

miakatra mAiarina ambony sy avo ka faly sy ravo

ny foko mahalala izaho tsy hiala fa hiaraka foana e



Mandrapihaona e  2x

Partager malala

Commenter malala

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Rija Ramanantoanina

Suite