ireo, nantenaina rehetra taminao
dia rava tsy naham- po
na tsara , na ratsy izay rehetra natao
najainao izy io mbola ao
izaho anie, namohy ny rehetra ho anao
ko raha tsy mety izany
dia ho jereko ihany
ilay efa sasaniandry
dia ho tiaviko izy, ho tiaviko
efa tsy ho ahy ihany ianao
omeko azy izay tokony ho anao
omeko azy
dia ho tiaviko izy, ho tiaviko ..
ny fitiavako azy
tsy maty fa takona ihany
ko raha miala iano ô nanaloka tao
hamiratr' izy toa masoandro
dia ho tiaviko izy ........