4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Miandry anao - Tovo j'hay

Tsy mba niova eritreritra
Raha toa ianao mbola mihevitra
Feno dia feno ny hafanana ety
Mahafinaritra foana mahay mankafy

Tsy ho ela dia ho hitanao
Fa hiova toetra vaovao
Tsy ho hisy saina teritery
Lasa fo madio ve, sitrana ny fery

Miandry anao (miandry anao izahay)
Hiaraka (hiaraka aminay)
Toa foana (foana tokoa)
Hiova ilay (hiova ilay) fo

Tsara raha toy izay tamàna
Malaky ianao fa aza mianahana

Alaviro lavitra ary aza asiana andraso

Partager miandry anao

Commenter miandry anao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tovo j'hay

Suite