4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Veloma - Levelo



Hisaraka vetivety, zahay nefa manantena

Fa tsy maintsy mbola hihaona any aoriana

Samia velona aina hifanatritava     

Ny lalao mbola ho ela, ny diavolan-ko lava

Veloma madinidinika ianareo

Masina ka samy tsara



Hasampiko miankavia re ny lamba

Ny tongotra hamikavika

Fa lalàna tsy efa mora ny anay

No any ambadika lavitra any

Satry ny hijanona eto ô! Hihira sy hikalokalo     

Kanefa sao miandry ny any an-tanàna

Ny lalao mbola ho ela, ny diavolan-ko lava

Veloma madinidinika ianareo

Masina ka samy tsara



LEVELO

Partager veloma

Commenter veloma

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Levelo