4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Avoty re izahay - GASY - RIJA

"AVOTY RE IZAHAY"



Ry Tompo mpamindra fo

avoty re izahay

fa mijaly.



Tamin’ ny fotoana nibebahana

tsy mba nomena vahana

tsy nivaky loha.



Ry Ray mpamindra fo

avoty re izahay

fa mijaly.



Tamin’ ny fotoana fahazazana

nambakan’ ireo satana

potika ny fo.



Freest :

Ry Ray mpamindra fo Avoty re zahay

f’ efa maro be, ireo ratsy vitanay

fa potika avokoa, na ny nofo na ny fo

ny vatana fanahy, toa lasa be ahiahy

toa menatra izahay, ka tsisy sahy miteny

mahatsiaro efa ho may kanefa mbola very

ry Ray mpamindra fo, mangataka izahay

raha mbola azo atao, Avoty re izahay.



Tonony : Gasy-Rija[G.R] sy Tovo (Groupe EPIPHANE)

Feony : G.R, Tiavina ary Yvon

Web : http://myspace.com/groupeepiphane








Partager avoty re izahay

Commenter avoty re izahay

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe GASY - RIJA