4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Bandy kely - GASY - RIJA

"BANDY KELY".



Izaho ilay bandy kely, sakaizan- gitara hatrizay e

izaho ilay bandy kely, jiojiolahim- boto fisainan’ izay e.



Hatrizay anie aho niliba teny foana e,

tsy mba nataho-tody izany, niseho milay teny foana e.



Foko re mitalaho, miantso hoe miverena e,

hadinoy hadalako hatrizay, neniko izy ireny e.



Ankehitriny kosa aho olo vao² e,

vonona handray anao vokatry ny fo.



Very aho, malok’ aty, ilay fitia.



Tonony sy feony : Gasy-Rija

Mpihira : Gasy-Rija sy Tiavina

Mpandrindra : Niaina Yvon RANDRIAMIHAJAZAFY

Web : http://myspace.com/fihavanana

Partager bandy kely

Commenter bandy kely

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe GASY - RIJA