4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Gasikara taninay - GASY - RIJA

"GASIKARA TANINAY".



Gasikara taninay e,

ary koa maminay e.

Gasikara Gasikara, maminay e.



Gasikara taninay e,

ary koa tsy foinay e.

Gasikara Gasikara, tsy foinay e.



Ianao ilay nanabe



Tonony sy feony : Gasy-Rija

Mpihira : Gasy-Rija, Hasina ary Tiavina

Mpandrindra : Niaina Yvon RANDRIAMIHAJAZAFY

Web : http://myspace.com/gasywave

Web :

Partager gasikara taninay

Commenter gasikara taninay

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe GASY - RIJA