4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fiarahana - GASY - RIJA

"FIARAHANA"



Fiarahana toy ny mpirahalahy

fiarahana mifampizara

miara mikalo, izany no fanao,

iray fo fanahy, iray fitiavana.



Nefa tsapanay fa misy banga,

zavatra iray ilay firaisana.



Fiarahana no mora sarotra,

fiarahana miarakorana,

ka raha tsy ho eo izahay, ireo hira hatrizay,

natao hampiray, ny fotsika ho iray.



Raha voatery handao, ho lavitra ianao

dia izay vitanao, ho am- ponay hatrizao.



Tonony sy feony : Tiavina RATOVOHERY

Mpihira : Tiavina, Tovo ary Gasy-Rija

Web : http://myspace.com/fihavanana

Partager fiarahana

Commenter fiarahana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe GASY - RIJA