4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ry sakaiza - GASY - RIJA

"RY SAKAIZA"



Ry sakaiza, manao ahoana ianao izao

tsiky ve sa tomany ianao.



Isan’ andininy:

Mangigina ny aty

rehefa tsy eo indry

Mangigina(*3)



Ry sakaiza, tsaroanao ve izaho

ilay akama mpanadala.



Ry sakaiza, tsy re firy ianao

mitafa irery ilay akama.



Ry sakaiza, ity misy hira

vokatry ny fo, tsy mba ho lo.



Tonony sy feony : GASY-RIJA

Mpihira : Gasy-Rija, Tiavina ary Tovo

Mpandrindra : Niaina Yvon RANDRIAMIHAJAZAFY

Web : http://myspace.com/fihavanana

Partager ry sakaiza

Commenter ry sakaiza

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe GASY - RIJA