4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Zaridainan' andohalo - GASY - RIJA

"ZARIDAINAN’ ANDOHALO".



Toerana iray lalovanay

raha hananiky ny rova izahay.



Eo an- jaridaina, izahay no mikalo

ary mirevy koa.



Ianareo izay mbola tsy mahalala an’ i Andohalo

mirary anareo izahay mba tsidiho kely.



Tonony sy feony : Donné ANDRIAMBALIHA

Mpihira : Donné ANDRIAMBALIHA, Seheno ary Gasy-Rija

Web : http://myspace.com/doneandriambaliha

Partager zaridainan' andohalo

Commenter zaridainan' andohalo

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe GASY - RIJA