4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Gaga anao aho ra -olombelona - GHABY RATSITO

FIV: gaga anao aho ra -olombelona

gaga anao aho izato fihetsikao

gaga anao e

gaga anao ,fa voa vao mipenompenona

fa rehefa faly aleo amin’izao





1- sendra mitobaka be ny harena

manehoeho ny voninahitra

ka sahy milàza manora-tena

fa hoe tsy misy ANDRIAMANITRA

ny hiangona izany zareo dia fady

k’adàla hono izy k ’hitonatonana

ny ambiansy @ alahady

ka dia ho simbany @ fiangonana



FIV:gaga  anao aho ...



2- eo hono ny daomy vao tena miady

mitsabo-karatra tsy hay tenenina

fa fialamboly ny alahady

dia mampiady double enina

fivavahana tsy ilaina

resaka hatao hampandriana adrisa

izy hono akory tsy kely saina

ka hinohino izay paradisa



FIV: gaga anao aho..



3- kanjo izato izy raha voadona

maizim-po mivaloarika

velona ny TOMPO O MBA MIFONA

mahavatra in 7 no mandohalika

mibabababa etsy sy eroa

mirediredy an’izao sy izao

velona ny TOMPO O RAY TSITOHA

nahoana no manary ahy ianao e!...

Partager gaga anao aho ra -olombelona

Commenter gaga anao aho ra -olombelona

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe GHABY RATSITO