4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Bole bole - Joy K

Eny hoy aho,

Sahinao nandainga,

Sahinao nilaza fa ianao tsy manambady,



Eny hoy aho,

Sahinao nilaza

Sahinao nilaza fa ianao dia haka vady azy,





Dia natoky zaza io,

Dia natoky tsaiky io e

Dia natoky zaza io

Dia natoky lainga benao io





Réf: BOLE BOLE MASSEWA x3

BOLE BOLE



(Olon-tia mandainga)

Partager bole bole

Commenter bole bole

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Joy K