4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tapitra hatreo - Joy K

1- Eny farananao ny dia

    Tsy hitomany aho sanatria

    Fa hatrizay misy toerana ho ahy

    Tao am-ponao

    Ka dia nivalona tsy nisy teo



2-Dia hanadino anao satria

   Lasan’ny hafa ilay fitia

   Tsy ho iray

   Fa fitia miserana ny antsika roa

   Ka aleo hivalona fa tsy anjarako



            REF:Hatreo hifarana ’lay fiarahana

                ’Zay nantenaina fa haharitr’ela

                Efa impiry² moa no nileferako

                Ka ampy izay sao vaky eo ny loha



3- Nanaiky loatra teo aloha

    Hany aho ka nanankin-doha

    Ka aleo hivalona ho anatra avokoa

    Ireo  nofinao omaly nankaleo



                   ......REF......

      

Partager tapitra hatreo

Commenter tapitra hatreo

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Joy K