4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Finoana - Joy K

  Manantena anao androany aho

  Mba hiova amin’izay ny fiainanao

  Amin’izao fotoana sy ora izao

  Hijerena ny ho avinao

  Tomady ny saina sy fanahy

  Hiatrika ady izay miandry ahy

  F’ilay finoana tadiavinao

  Mba rahoviana vao ho avy

  Rahoviana no avy aminao

  Ao aminao

     Mila finoana matanjaka

     Izay rehetra manana an’azy dia ho sambatra

     Ny ampitso hitondra maraina ho anao

     fanantenana tadiavinao

     Ny ampitso hitondra maraina ho anao

     Fanantenana tadiavinao dia mbola ho avy aminao

Partager finoana

Commenter finoana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Joy K