4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Heriko hianao - MIARY FANANTENANA

Heriko Hianao, tanjako Hianao

Ampinga sy fiarovana mafy ho an'ny Fanahy

Andriko Hianao, aroko Hianao

Ny sandrinao mahery no indro itantananao ahy



REFRAIN

Asandratro Hianao Jeso Kristy

Deraiko Hianao Tompo tia

Ny haja sy ny hery rehetra dia  ho Anao



Na misy arivo aza mianjera eo anilako

Dia izaho mbola hijoro

Satria Hianao no efa nataoko fialofana

Na misy alinalina lavo

Ny loza mitranga dia tsy mba hahazo ahy

Satria ny tànanao mahery no miambina ahy





Auteur-compositeur : Jimmy Andrianjaka

Partager heriko hianao

Commenter heriko hianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe MIARY FANANTENANA