4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fiderana - MIARY FANANTENANA

Fitahiana lehibe tokoa

No nomenao ho anay ry Ray

Fahasoavana tsy hay valiana

No indro efa natolotrao



Feno hafaliana ny fonay

Noho ny fitiavanao

Koa hira no ventesinay

Mba ho voninahitrao ry Ray



Fiderana no asandratray

Ho Anao Andriamanitray

Fisaorana mitafotafo

No ataon'ireto zanakao





Auteur Compositeur Jimmy Andrianjaka

Partager fiderana

Commenter fiderana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe MIARY FANANTENANA