4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Vavaka - MIARY FANANTENANA

Ray Masina ô! miantso Anao izahay

Atrehinao 'zao fotoana ataonay izao



Jeso Kristy, miantso Anao izahay

Midina Hianao amin'izao fotoana izao



Fanahy ô! miantso Anao izahay

Hamasino izao fotoana ataonay izao



Ny fanatrehanao mitondra aina mamelona Fanahy

Ny fanatrehanao miteraka fanantenana ho anay



Auteur compositeur Jimmy Andrianjaka

Partager vavaka

Commenter vavaka

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe MIARY FANANTENANA