4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Izay mandao - Ny Ainga

IZAY MANDAO  



Refrain: Izay mandao an’ireny rehetra ireny

        Tadidio tsara re Rankizy

        Mbola handray ny zato heny

        Eto an-tany sy am-paradisa



Ilay tanana soa nidolana

Irony saha maro nolovana

Dia nafoinay mantsy ireny

Noho i Jesoa irery ihany



Zandry tiana any mantsy izay

Mitomany fa tsy mahafoy

Dia nilaozanay izany

Noho i Jesoa irery ihany





Indray hariva any lavitra any

Raha ho tapitra ny andronay

Tsy mba manana mpanotrona e!

Fa i Jesoa irery ihany.



OM-GUI


Partager izay mandao

Commenter izay mandao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ny Ainga

Suite