4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ho vatolampiko ianao - Ny Nanahary

Ho Vatolampiko Ianao

Hanafaka ahy ianao

Amin’ny fandrika arato mampahory

Ho Vatolampiko Ianao



Ho Vatolampiko Ianao

Hanafaka ahy ianao

Amin’ny fandrika arato mampahory

Ho Vatolampiko Ianao



Simba ny alahelo ny masoko

Ny fanahiko sy ny tenako

Hitanao ny fahantrako

Ny fahorian’ny fanahiko

Ka tsy navelanao gejain’ny fahavalo



Simba ny alahelo ny masoko

Ny fanahiko sy ny tenako

Hitanao ny fahantrako

Ny fahorian’ny fanahiko

Ka tsy navelanao gejain’ny fahavalo



Ho Vatolampiko ianao...




Partager ho vatolampiko ianao

Commenter ho vatolampiko ianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ny Nanahary

Suite