4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mampifilafila - Ny Nanahary

Fantatrao ihany fa tia anao ihany aho ka

Navelanao harary vao notiavinao

Hay tsikaritrao fa tia ka navelanao aty

Vao hanoratanao mba tsy hanadino anao

        Tonga aty aho ankehitriny

        Vatrana aho raha toa mpanatsiny

        Mba hoentinao ilazana fa mihanahana

        Manantena resaka mamy

        Tsongo, hehy sy vanivany

        Sy fitenenanao mba hisainana



Ref. Fa izany tomaniko amin’ny alina    )

        Mihararetra aho fa mandalina      )  x2

        Ianao ’fa mampifilafila                   )

        manao avia, manao hoe tsy mila  )



Fantatrao ihany fa norohanao naharitra aho ka

Nahatsiaro tena resy vao nakifikao

Hay ianao mba resy koa saingy mampifila moa

Fa saraka ahy izao izay vao miantso ianao

        Henoy aho fa tsy ho mora

        Raha ho tonga ankehitriny ny ora

        Hiomana hifanatrika ny masonao

        Ny tanako no indro mba raisonao

        Horohako farany ny handrinao

        Ho valin-kilalao, dia izaho handao anao

Partager mampifilafila

Commenter mampifilafila

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ny Nanahary

Suite