4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Manina - Ny Nanahary

Manina aho izany manirery ka mikalo

Izao no hafatro ry rahoana mandalo

Lavitra olontiana ka misento fanahiana

Ento re zao no hafatro mangina



Lazao dia mba hampitony

Izany alaheloko

Maniry lalandava ny hifanatri-tava

Tsy ho ela ny sento dia hisava



Mba sitrako izao anio izao

Ny hanidina ho eo anilanao, ô ô

Ny volana sy kintana hamiratra indray

Ny masoandro hibaliaka hampiray

Lolololololo, lololo lololo...



Mba sitrako izao anio izao

Ny hanidina ho eo anilanao, ô ô

Ny volana sy kintana hamiratra indray

Ny masoandro hibaliaka hampiray(x3)


Partager manina

Commenter manina

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ny Nanahary

Suite