4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Neny - Ny Nanahary

{Nananatra ianao ry neny

Nihevitra ny hahaso ahy

dia tsy noheveriko ny teny

fa navelako ho lo } 2 fois

         Nataoko tsy hahasoa ahy ny teny mamy

         Nananaranao ity zanakao

         ity zanakao variana manjeny

         variana manJeny lava izao

Lasa ny andro nivadika ho volana

nitangorona tsy hitahita foana dia tonga taona

eny,tsaroako ily hafatrao nefa diso aoriana loatra ,Neny ooo!!

       o! ifonako ny lasa rehetra

       o! ifonako ny lasa rehetra ;Neny ooo!          

          

Partager neny

Commenter neny

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ny Nanahary

Suite