4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mba tsiditsidiho - Ossy

Any ho any, any ho any izay ’lay Havako

Manina azy any aho, ilay hany Malalako

Iza re, iza re no hafarako teny fohy hoe:

"Malahelo ka vangio, aza ariana lahy,

fa mba tsiditsidiho"



Miova loko izay jereko raha lavitra Anao

Ny alahelo anie ka "atero k’alao"

Manina anio kanefa tsarovy

Tsarovy fa ampitso ihany ianao

Dia hizaka vetsovetso mitovy ...

Partager mba tsiditsidiho

Commenter mba tsiditsidiho

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ossy

Suite