4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Endre ny hafalianay (ta.kri.va - Tanora Kristiana Vavolombelona)

REF: Endre ny hafalianay

Nahazo tombon’andro indray

Mipololotra am-bavanay

Ny fiderana ny Ray

Fisaorana mandrakizay



1-Ny Tompo no miantso anao ô

Ho lavinao ve raha ’nareo e

Dia manompoa ary mazotoa

F’izy tokin’ny fo e

Sakaiza tsara tokoa



2- Ndeha torio lay Jeso mahery e

Taomy lazao “avia sao very e”

Dia manompoa ary mazotoa

F’izy tokin’ny fo e

Sakaiza tsara tokoa



Basse : Izay miankina tokoa feno ny soa

Ny fanahy homeny, to ny famonjeny

Tsy afoiny tokoa ianao

Manantona aminy dieny izao







(Tanora Kristiana Vavolombelona)

(TA.KRI.VA)


Partager endre ny hafalianay (ta.kri.va

Commenter endre ny hafalianay (ta.kri.va

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tanora Kristiana Vavolombelona)