4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Voababonao (ta.kri.va - Tanora Kristiana Vavolombelona)

ref:Voababonao anie ny foko!

      Ry Jeso tsy mba ho soloiko

      Tsy misy reharehako

      Raha tsy eo anilanao

      Ny hany hasambarako

      Miaraka Aminao !



1-Ka n’aiza lalana alehanao Mpitarika ahy

Ka n’inona n’inona hatao tsy misy mampanahy

Ianao no manome ny saina ary koa ny fahendrena

Hahaizako manaraka ny dianao



2-Reo zava-tsarotra aza dia hisinda mora foana

Ka tsy hangetaheta aho na ho mety ho noana

Ho voky soa ny fitahianao ny fiainako

Ho tena sambatra aho miaraka Aminao Jesoa

Partager voababonao (ta.kri.va

Commenter voababonao (ta.kri.va

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tanora Kristiana Vavolombelona)