4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hira faneva faha 25 taona (ta.kri.va - Tanora Kristiana Vavolombelona)

1-Fo falifaly fanahy ravoravo

Endrika vonona hanandratra avo

Ny Anaranao Tompo Tsitoha

Lay hatrizay hatramin’ny taloha



Indreto izahay avy hidera Anao

Hihira hikalo fihiram-baovao

Hijoro koa vavolombelona

Fa tena tsara ny mihira ho Anao



ref:Tsara (3) fa tsara ny mihira

      Feo fiderana no indro hasandratray

     Tsara tsara ny mihira

     Ny mihira hoan’Andriamanitsika

     Fa tena tsara tsara ny mihira

     Vavolombelon’izany izahay



2-Dera sy laza ho mandrakizay

Atolotray ho Anao ry Rainay

Izay nitahiry sy nanavao

Nanolotra izao fotoana izao

Partager hira faneva faha 25 taona (ta.kri.va

Commenter hira faneva faha 25 taona (ta.kri.va

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tanora Kristiana Vavolombelona)