4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Faly aho (ta.kri.va - Tanora Kristiana Vavolombelona)

Indraindray tojo hakiviana aho

Ny maraina  vao mifoha

Tsy ato anatiko izany hoe hifaly

Maizina izao rehetra izao

Nefa teo Ianao ka dia te hihira aho

Dia eo tokoa Ianao nanome

Hafaliana ho ahy



Ref: Ka faly aho



Jeso Ianao no mameno ahy

Ka feno hafaliana aho

Tsy hisy hanaisotra izany amiko

Fa fifaliana haharitra ho mandrakizay

Satria teo Ianao ka dia te hihira aho

Dia eo tokoa Ianao nanome

Hafaliana ho ahy



Ref:

Partager faly aho (ta.kri.va

Commenter faly aho (ta.kri.va

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tanora Kristiana Vavolombelona)