4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mifalia ry zatovo (ta.kri.va - Tanora Kristiana Vavolombelona)

1-Mifalia ry zatovo(2)

   Dieny tanora ianao e!(2)



ref: Aoka e! aoka anefa ho fantatrao e!

       Hoentin’Andriamanitra ho tsaraina (iana e!)

       Eny hivaly aminao ny atanao (ao e!)

       Izay nafafinao no jinjaina (jinjainao e!)



2-Rendrarendra tsy vita (tsy ho vita)

   Hadalana tsy ho ritra (tsy ho ritra)

   Ny ditra tsy ho lany (tsy ho lany)

   Ny filàna toy izany (toy izany)



3-Fandalovana ihany (ihany)

   Ny fiainana eto an-tany (eto an-tany)

  Tsy aleonao ve manompo (ve manompo)

  Any Jesoa  Tompo (Jesoa Tompo)

      

Partager mifalia ry zatovo (ta.kri.va

Commenter mifalia ry zatovo (ta.kri.va

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tanora Kristiana Vavolombelona)