4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Aiza no misy (tcr - Tarika Christophe Ratrema)

Aiza no misy anao ry jeso

Fa ny foko mitady anao

Toerana aiza no mba ahitako anao

Ry Jeso misy anao aiza moa



Mahatra aho no mitady anao

Aiza ianao ,ianao ry Jeso

Ny entana dia mavesatra ery e !

Ry Jeso misy anao aiza moa



Aiza no misy anao ry jeso

Mangetaheta ny foko izao

Toerana aiza no mba ahitako anao

Ry Jeso misy anao aiza moa



Mpanota aho no mitady anao

Aiza ianao ,ianao ry Jeso

Miasa tsy miato ka sasatra ery e !

Ry mpanafaka aiza moa ianao (2)

Partager aiza no misy (tcr

Commenter aiza no misy (tcr

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tarika Christophe Ratrema)