4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tompo tsy miova (tcr - Tarika Christophe Ratrema)

Misosa ny ora ho andro

Mitambatra ho volana

Sy taona isaina indray

Mifamahofaho tao daholo

Tonga ireo olana

Sy ireo fitsapana mahamay



F’izao tontolo izao

No mety ho rava ,ho simba ho lo

Fa ny ao ambony ao

Tsy miova vao maika ho soa

Ilay zanakao ry Ray

Tsy miova omaly, anio ,

Mandrakizay , ny fitivany

La,la,la,la,…



Alaivo sakaiza ho anao

Tsy handao

Ilay Tompo Mpamonjy tsy miova

Ho mendrika ety an-tany

Tsara lova any an-danitra any



Parole et Musique : Christophe

Arrangement musical : Mbola

Rythme : Slow Hard

Partager tompo tsy miova (tcr

Commenter tompo tsy miova (tcr

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tarika Christophe Ratrema)