4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Anao aho tompo (tcr - Tarika Christophe Ratrema)





Anao aho Tompo ô!

Reko ny feonao

‘Zay mitory ny fitiavanao ahy

Nefa mila hatsangan’ny finoana aho

Hanatonako Anao



Fiv:

         Tompo ô! Ataovy manakaiky Anao

         Sy ny hazo fijaliananao aho

         Manakaiky izany lanivohanao

         Mivoa-drà ka hisaorako



Hafaliana manao ahoana

Izany ora iray

Manatika ny seza fiandriananao

Raha mandohalika hivavaka aho Tompo ô!

Hiresaka aminao sakaizako



Atokany ny fianako

Hanao ny asanao

Amin’ny hery sy ny fahasoavanao

Dia tohano ny fanahiko hibanjina amin’ny toky

Ka izay sitrakao no sitrako



Chrisptophe Ratrema

Partager anao aho tompo (tcr

Commenter anao aho tompo (tcr

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tarika Christophe Ratrema)