4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hafatry ny lanitra (tcr - Tarika Christophe Ratrema)

Hafatry ny lanitra no ambarany

Ampitondraina ireo tanora mba henoy ange !

Ianareo Raolombelona raha miala ety an-tany

Miomana fa hiakatra



Any an-danitra no misy ilay Tanana soa

Ranomaso dia tavela ety an-tany ety

Hirahira mifamaly no manao sesilany

Izany re no fiainana any e !

Any an-danitra



Dieny mbola tsy nipaika ilay ora farany

Raha mbola misy ny fotoana hibebahana

Aza dia variana loatra fa amboary dieny izao

Izato lalana hiankarana

Partager hafatry ny lanitra (tcr

Commenter hafatry ny lanitra (tcr

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tarika Christophe Ratrema)